|
|
|
|

Teny iditra1  basy katsaka
Singan-teny  2 basy, 3 katsaka
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 kibasibasy atao amin' ny tahon-katsaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 (basikatsaka) A toy gun made from the maize stalk.. [1.2]
Voambolana  7  Kilalao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12